<-
->

1Kr / 1Kor 8:1 Now as touching things offered unto idols, we know that we all have knowledge. Knowledge puffeth up, but charity edifieth. Ary ny amin' ny hena aterina amin' ny sampy, dia fantatsika fa manana fahalalana isika rehetra. Ny fahalalana mampieboebo; fa ny fitiavana no mampandroso. Ny amin' ny hena naterina tamin' ny sampy, dia fantatsika ihany, fa samy manam-pahalalana isika rehetra. Ny fahalalana anefa mampiebo, fa ny fitiavana no mampandroso. Pour ce qui est des viandes immolées aux idoles, nous avons tous la science, c' est entendu. Mais la science enfle ; c' est la charité qui édifie.