<-
->

1Kr / 1Kor 9:12 If others be partakers of this power over you, are not we rather? Nevertheless we have not used this power; but suffer all things, lest we should hinder the gospel of Christ. Raha ny hafa aza manana izany fahefana izany aminareo, tsy mainka va fa izahay? Kanefa tsy nanampatra izany fahefana izany izahay, fa mihafy amin' ny zavatra rehetra, fandrao hisakana ny filazantsaran' i Kristy. Ary raha ny hafa aza afaka miombona amin' ny anananareo, tsy mainka va fa izahay? Tsy nampiasa izany fahefana izany anefa izahay, fa mihafy amin' ny zavatra rehetra mba tsy hanampontsampona ny Evanjelin' ny Kristy. Si d' autres ont ce droit sur vous, ne l' avons-nous pas davantage ? Cependant nous n' avons pas usé de ce droit. Nous supportons tout au contraire pour ne pas créer d' obstacle à l'Évangile du Christ.