<-
->

2Kr / 2Kor 10:8 For though I should boast somewhat more of our authority, which the Lord hath given us for edification, and not for your destruction, I should not be ashamed: Fa na dia bebe ihany aza ny fireharehako ny amin' ny fahefanay izay nomen' i Kristy anay hananganana, fa tsy handravana anareo, dia tsy hahazo henatra aho, ary na dia mbola hireharehako bebe ihany aza ny fahefana nomen' ny Kristy anay, tsy hanonganana anareo, fa hananganana anareo, dia tsy hahazo henatra amin' izany aho. Et dussé-je me glorifier un peu trop de notre pouvoir, que le Seigneur nous a donné pour votre édification et non pour votre ruine, je n' en rougirais pas.