<-
->

2Kr / 2Kor 12:2 I knew a man in Christ above fourteen years ago, (whether in the body, I cannot tell; or whether out of the body, I cannot tell: God knoweth;) such an one caught up to the third heaven. Mahalala olona anankiray ao amin' i Kristy aho, tokony ho efatra ambin' ny folo taona lasa izay - na tao amin' ny tena, na tsy tao amin' ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala - ilay anankiray dia nakarina ho any amin' ny lanitra fahatelo. Misy olona anankiray fantatro ao amin' ny Kristy, efa efatra ambin' ny folo taona lasa izay, nakarina hatrany amin' ny lanitra fahatelo; tsy fantatro na tao amin' ny vatana na tsy tao amin' ny vatana izany: Andriamanitra no mahalala. Je connais un homme dans le Christ qui, voici quatorze ans - était-ce en son corps ? je ne sais ; était-ce hors de son corps ? je ne sais ; Dieu le sait - ... cet homme-là fut ravi jusqu' au troisième ciel.