<-
->

2Kr / 2Kor 3:3 Forasmuch as ye are manifestly declared to be the epistle of Christ ministered by us, written not with ink, but with the Spirit of the living God; not in tables of stone, but in fleshy tables of the heart. eny, aseho ho epistilin' i Kristy izay entinay ianareo, tsy nosoratana tamin' ny ranomainty anefa, fa tamin' ny Fanahin' Andriamanitra velona, tsy teo amin' izay tena vato fisaka, fa teo amin' izay vato fisaka nofo, dia ny fo. Eny, miseho miharihary fa hianareo no taratasin' ny Kristy, nampanoratiny anay, tsy tamin' ny ranomainty, fa tamin' ny Fanahin' Andriamanitra velona; ary tsy tamin' ny takela-bato fisaka, fa tamin' ny takela-nofo kosa, dia ny fonareo izany. Vous êtes manifestement une lettre du Christ remise à nos soins, écrite non avec de l' encre, mais avec l' Esprit du Dieu vivant, non sur des tables de pierre, mais sur des tables de chair, sur les coeurs.