<-
->

2Kr / 2Kor 4:4 In whom the god of this world hath blinded the minds of them which believe not, lest the light of the glorious gospel of Christ, who is the image of God, should shine unto them. izay nohajambain' ny andriamanitr' izao tontolo izao, dia ny sain' ny tsy mino, mba tsy hiposahan' ny fahazavan' ny filazantsaran' ny voninahitr' i Kristy, Izay endrik' Andriamanitra. izany hoe amin' ireo tsy mino nohajambain' ny andriamanitr' izao tontolo izao mba tsy hiposahan' ny fahazavam-boninahitry ny Evanjelin' ny Kristy, izay endrik' Andriamanitra. pour les incrédules, dont le dieu de ce monde a aveuglé l' entendement afin qu' ils ne voient pas briller l'Évangile de la gloire du Christ, qui est l' image de Dieu.