<-
->

2Kr / 2Kor 5:14 For the love of Christ constraineth us; because we thus judge, that if one died for all, then were all dead: Fa ny fitiavan' i Kristy no manery anay, satria izao no hevitray: maty ny Anankiray hamonjy ny olona rehetra, ka dia maty koa izy rehetra; Fa terin' ny fitiavan' ny Kristy antsika izahay, satria fantatray marina fa maty ho an' ny olona rehetra ny olona iray, ka dia maty koa izy rehetra; Car l' amour du Christ nous presse, à la pensée que, si un seul est mort pour tous, alors tous sont morts.