<-
->

2Kr / 2Kor 5:17 Therefore if any man be in Christ, he is a new creature: old things are passed away; behold, all things are become new. Koa raha misy olona ao amin' i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo. Noho izany, na iza na iza ao amin' ny Kristy, dia zava-boary vaovao izy, ka lasa ny zavatra taloha, fa indro tonga vaovao ny zavatra rehetra. Si donc quelqu' un est dans le Christ, c' est une création nouvelle : l'être ancien a disparu, un être nouveau est là.