<-
->

Gal / Ga 4:25 For this Agar is mount Sinai in Arabia, and answereth to Jerusalem which now is, and is in bondage with her children. Ary ny hoe Hagara dia ny tendrombohitra Sinay any Arabia ka mifamaly amin' i Jerosalema ankehitriny; fa andevo izy mbamin' ny zanany. (satria Agara no fiantso ny tendrobohitr' i Sinai any Arabia), ary Agara dia ohatra amin' i Jerosalema ankehitriny, fa samy andevo izy sy ny taranany. car le Sinaï est en Arabie et elle correspond à la Jérusalem actuelle, qui de fait est esclave avec ses enfants.