<-
->

Efe / Ef 4:15 But speaking the truth in love, may grow up into him in all things, which is the head, even Christ: fa mba hanaraka ny marina amin' ny fitiavana ka hitombo amin' ny ny zavatra rehetra ho amin' izay Loha, dia Kristy; fa hanaraka ny marina amin' ny fitiavana, ka hitombo hatrany hatrany amin' ny zavatra rehetra, amin' ny firaisana amin' ny Loha, dia ny Kristy. Mais, vivant selon la vérité et dans la charité, nous grandirons de toutes manières vers Celui qui est la Tête, le Christ,