<-
->

Efe / Ef 5:23 For the husband is the head of the wife, even as Christ is the head of the church: and he is the saviour of the body. Fa ny lahy no lohan' ny vavy, dia tahaka an' i Kristy koa no Lohan' ny fiangonana; ary Izy no mpamonjy ny tena. fa ny lahy no lohan' ny vavy, tahaka ny Kristy no lohan' ny Eglizy izay vatany sy manana azy ho Mpamonjy. en effet, le mari est chef de sa femme, comme le Christ est chef de l'Église, lui le sauveur du Corps ;