<-
->

Efe / Ef 6:6 Not with eyeservice, as menpleasers; but as the servants of Christ, doing the will of God from the heart; tsy amin' ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin' olona, fa tahaka ny mpanompon' i Kristy manao izay sitrapon' Andriamanitra amin' ny fo, aza manompo eo imaso fotsiny, toy ny mila sitraka amin' olombelona, fa toy ny mpanompon' ny Kristy, manao ny sitra-pon' Andriamanitra amin' ny fo tokoa; non d' une obéissance tout extérieure qui cherche à plaire aux hommes, mais comme des esclaves du Christ, qui font avec âme la volonté de Dieu.