<-
->

Flp / Fil 1:10 That ye may approve things that are excellent; that ye may be sincere and without offence till the day of Christ. mba hamantaranareo izay zavatra tsara indrindra, mba ho madio am-po ary tsy hanan-tsiny ho amin' ny andron' i Kristy ianareo, mba hamantaranareo izay tsaratsara kokoa, dia ho madio sy tsy manan-tsiny mandra-pihavin' ny andron' ny Kristy hianareo, qui vous donneront de discerner le meilleur et de vous rendre purs et sans reproche pour le Jour du Christ,