<-
->

Flp / Fil 1:20 According to my earnest expectation and my hope, that in nothing I shall be ashamed, but that with all boldness, as always, so now also Christ shall be magnified in my body, whether it be by life, or by death. araka ny hafatratry ny faniriako sy ny fanantenako fa tsy hahazo henatra aho, na amin' inona na amin' inona; fa amin' ny fahasahiana rehetra, tahaka ny amin' ny mandrakariva, dia ankehitriny koa no hankalazana an' i Kristy ao amin' ny tenako, na amin' ny fiainana, na amin' ny fahafatesana. tsy izany ihany, fa manantena sy matoky aho fa tsy hahazo henatra na amin' inona na amin' inona, fa mainka ho feno ny fahasahiako, ka na dia ankehitriny aza, toraka ny mandrakariva koa, dia homem-boninahitra amin' ny tenako ny Kristy, na velona aho, na maty. telle est l' attente de mon ardent espoir : rien ne me confondra, je garderai au contraire toute mon assurance et, cette fois-ci comme toujours, le Christ sera glorifié dans mon corps, soit que je vive soit que je meure.