<-
->

Flp / Fil 1:23 For I am in a strait betwixt two, having a desire to depart, and to be with Christ; which is far better: fa sanganehana eo anelanelan' izy roroa aho, maniry hiala ka ho ao amin' i Kristy, satria tsara lavitra izany; fa sanganehana eo anelanelan' izy roa ireo aho: ny handeha ho any amin' ny Kristy moa, iriko sy tsara lavitra: Je me sens pris dans cette alternative : d' une part, j' ai le désir de m' en aller et d'être avec le Christ, ce qui serait, et de beaucoup, bien préférable ;