<-
->

Flp / Fil 2:11 And that every tongue should confess that Jesus Christ is Lord, to the glory of God the Father. sy haneken' ny lela rehetra fa Jesosy Kristy no Tompo ho voninahitr' Andriamanitra Ray. ary mba hanaiky avokoa ny lela rehetra fa Jeso-Kristy dia Tompo efa niditra amin' ny voninahitr' Andriamanitra Ray. et que toute langue proclame, de Jésus Christ, qu' il est SEIGNEUR, à la gloire de Dieu le Père.