<-
->

Flp / Fil 2:30 Because for the work of Christ he was nigh unto death, not regarding his life, to supply your lack of service toward me. fa saiky maty izy noho ny asan' i Kristy sady nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hanefa izay tsy vitanareo tamin' ny fanompoana ahy. fa ny raharahan' ny Kristy no saika nahafaty azy; ary ny fanefana ny fanompoana ahy tsy efanareo no nanaovany ny ainy tsy ho zavatra. c' est pour l' oeuvre du Christ qu' il a failli mourir, ayant risqué sa vie pour vous suppléer dans le service que vous ne pouviez me rendre vous-mêmes.