<- -> |
[King James Bible] Letter to the Philippians |
[Baiboly 1865] Filipianina |
[Baiboly Katolika] Filipiana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Philippiens |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Flp / Fil 3:8 | Yea doubtless, and I count all things but loss for the excellency of the knowledge of |
Eny tokoa, fa ataoko ho fatiantoka avokoa ny zavatra rehetra noho ny fihoaran' ny hatsaran' ny fahalalana an' i Kristy Jesosy Tompoko, Izay niaretako ny fatiantoka ny zavatra rehetra, ka ataoko ho taimboraka ireny mba hahazoako an' i Kristy; | Eny, mbola ataoko ho faty antoka tokoa izany rehetra izany, raha oharina amin' ny fahambonian' ny fahalalana ny Kristy Jeso Tompoko; fa ny fitiavako azy no namoizako ny zavatra rehetra, ary mba hahazoako ny Kristy, dia ataoko ho fako, fako foana ny zavatra rehetra, | Bien plus, désormais je considère tout comme désavantageux à cause de la supériorité de la connaissance du |