<-
->

Kol 2:11 In whom also ye are circumcised with the circumcision made without hands, in putting off the body of the sins of the flesh by the circumcision of Christ: ary tao aminy koa no namorana anareo tamin' ny famorana tsy nataon-tanana, tamin' ny fanesorana ny tenan' ny nofo, dia tamin' ny famoran' i Kristy; tao aminy no namoràna anareo tamin' ny famoràna tsy nataon-tànana, izay manala ny tena nofo, dia tamin' ny famoran' ny Kristy; C' est en lui que vous avez été circoncis d' une circoncision qui n' est pas de main d' homme, par l' entier dépouillement de votre corps charnel ; telle est la circoncision du Christ :