<-
->

Kol 2:13 And you, being dead in your sins and the uncircumcision of your flesh, hath he quickened together with him, having forgiven you all trespasses; Ary ianareo, izay efa matin' ny fahadisoana sy ny tsi-fiforan' ny nofonareo, dia novelominy niaraka tamin' i Kristy, rehefa navelany ny fahadisoantsika rehetra; Koa hianareo izay matin' ny fahotanareo sy ny tsy fiforàn' ny vatanareo, dia novelomin' Andriamanitra niaraka taminy indray, nony efa navelany ny fahotantsika rehetra. Vous qui étiez morts du fait de vos fautes et de votre chair incirconcise, Il vous a fait revivre avec lui ! Il nous a pardonné toutes nos fautes !