<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Thessalonians |
[Baiboly 1865] 1 Tesalonianina |
[Baiboly Katolika] Tesalonisiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Thessaloniciens |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Te / 1Tes 5:23 | And the very |
Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin' ny fihavian' i Jesosy Kristy Tompontsika. | Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hanamasina ny tenanareo manontolo, ka hotahiriziny tsy hanan-tsiny ho amin' ny fahatongavan' i Jeso-Kristy Tompontsika avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny vatanareo. | Que le |