<-
->

Jos 10:25 And Joshua said unto them, Fear not, nor be dismayed, be strong and of good courage: for thus shall the Lord do to all your enemies against whom ye fight. Ary hoy Josoa taminy: Aza matahotra na mivadi-po ; mahereza sy matanjaha; fa toy izao no hataon' i Jehovah amin' ny fahavalonareo rehetra izay iadianareo. Ary hoy Josoe taminy: Aza matahotra na manan-badipò fa matanjaha ka mahereza, fa toy izao avokoa no hanaovan' ny Tompo ny fahavalonareo rehetra izay hiadianareo. " Soyez sans crainte et sans frayeur, leur dit Josué, mais soyez forts et tenez bon, car c' est ainsi que Yahvé traitera tous les ennemis que vous aurez à combattre. "