<-
->

Jos 10:28 And that day Joshua took Makkedah, and smote it with the edge of the sword, and the king thereof he utterly destroyed, them, and all the souls that were therein; he let none remain: and he did to the king of Makkedah as he did unto the king of Jericho. Ary Makeda dia afak' i Josoa tamin' izany andro izany, ka nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy sy ny mpanjakany; ary ny olona rehetra tao dia naringany avokoa ka tsy nasiany niangana na dia iray akory aza; ary tahaka izay efa nataony tamin' ny mpanjakan' i Jeriko, no nataony tamin' ny mpanjakan' i Makeda koa. Afak' i Josoe androtr' izay ihany koa Makedà, ka nasiany tamin' ny lelan-tsabatra izy sy ny mpanjakany, ary naringany nataony anatema ny tanàna mbamin' ny manana aina rehetra tao, fa tsy nasiany niangana na dia iray aza, ary tahaka ny nanaovany ny mpanjakan' i Jerikao no nanaovany ny mpanjakan' i Makedà koa. Le même jour, Josué se rendit maître de Maqqéda et la fit passer, ainsi que son roi, au fil de l'épée : il les voua à l' anathème avec tout ce qui se trouvait là de vivant, sans laisser échapper personne, et traita le roi de Maqqéda comme il avait traité le roi de Jéricho.