<-
->

Jos 10:29 Then Joshua passed from Makkedah, and all Israel with him, unto Libnah, and fought against Libnah: Ary Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy dia niala tany Makeda ka nankany Libna ary namely azy; Niala tao Makedà Josoe sy Israely rehetra niaraka taminy, dia nankany Lebnà, ary namely an' i Lebnà izy. Josué, avec tout Israël, passa de Maqqéda à Libna, qu' il attaqua.