<-
->

Jos 10:33 Then Horam king of Gezer came up to help Lachish; and Joshua smote him and his people, until he had left him none remaining. Dia niakatra Horama, mpanjakan' i Gazera, hamonjy an' i Lakisy; dia nasian' i Josoa izy sy ny vahoakany mandra-paha-tsy nisy niangana. Niakatra hamonjy an' i Lakisa, Horama mpanjakan' i Gazera, tamin' izay, fa nasian' i Josoe izy sy ny vahoakany ka tsy navelany hisy afa-nandositra akory. C' est alors que le roi de Gézer, Horam, monta pour secourir Lakish, mais Josué le battit, ainsi que son peuple, jusqu'à ce qu' il ne lui laissât pas un survivant.