<-
->

Jos 11:10 And Joshua at that time turned back, and took Hazor, and smote the king thereof with the sword: for Hazor beforetime was the head of all those kingdoms. Ary tamin' izany dia niverina Josoa ka nahafaka an' i Hazora ary namely ny mpanjakany tamin' ny sabatra, satria Hazora no lohan' ireny fanjakana rehetra ireny fahiny. Tamin' izany andro izany ihany Josoe dia niverina naka an' i Asora, ka namono ny mpanjakany, fa Asora no renivohitr' ireny fanjakana ireny fahiny. En ce temps-là, Josué revint et s' empara de Haçor dont il tua le roi d' un coup d'épée. Haçor était jadis la capitale de tous ces royaumes.