<-
->

Jos 11:12 And all the cities of those kings, and all the kings of them, did Joshua take, and smote them with the edge of the sword, and he utterly destroyed them, as Moses the servant of the Lord commanded. Ary ny tanàna rehetra izay an' ireny mpanjaka ireny sy ny mpanjakany rehetra dia azon' i Josoa ary nasiany tamin' ny lelan-tsabatra ka naringany, araka izay efa nandidian' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah. Azon' i Josoe avokoa ny tanànan' ireny mpanjaka ireny, sy ny mpanjakany; nasiany tamin' ny lelan-tsabatra ireny, dia nataony anatema, araka ny didin' i Moizy, mpanompon' ny Tompo. Toutes les villes de ces rois, ainsi que tous leurs rois, Josué s' en empara et les passa au fil de l'épée en vertu de l' anathème, comme l' avait ordonné Moïse, serviteur de Yahvé.