<-
->

Jos 11:21 And at that time came Joshua, and cut off the Anakims from the mountains, from Hebron, from Debir, from Anab, and from all the mountains of Judah, and from all the mountains of Israel: Joshua destroyed them utterly with their cities. Dia nandeha tamin' izany andro izany Josoa ka namongotra ny Anakita tany amin' ny tany havoana, dia tany Hebrona sy Debira sy Anaba, ary tany amin' ny tany havoan' i Joda rehetra, ary tany amin' ny tany havoan' Isiraely rehetra: naringan' i Josoa avokoa izy sy ny tanànany. Tamin' izany andro izany ihany koa no nandehanan' i Josoe sy nandringanany ny Enakima tany amin' ny Tendrombohitra, tany Hebrona, tany Dabira ary tany Anaba, tany amin' ny tendrombohitr' i Jodà rehetra sy tany amin' ny tendrombohitr' Israely rehetra. Nataon' i Josoe anatema avokoa ireo mbamin' ny tanànany; En ce temps-là, Josué vint exterminer les Anaqim de la Montagne, d' Hébron, de Debir, de Anab, de toute la montagne de Juda et de toute la montagne d' Israël : il les voua à l' anathème avec leurs villes.