<-
->

Jos 12:3 And from the plain to the sea of Chinneroth on the east, and unto the sea of the plain, even the salt sea on the east, the way to Bethjeshimoth; and from the south, under Ashdothpisgah: ary ny ilany atsinanan' ny tani-hay hatramin' ny Ranomasina Kinerota ka hatramin' ny ranomasina amin' ny tani-hay, dia ny Ranomasintsira, amin' ny lalana mankany Beti-jesimota, ary hatramin' ny tany atsimo eo am-bodin' i Pisga. amin' ny Arabaha, hatrany amin' ny ranomasina Kenereta any atsinanana, sy amin' ny ranomasin' ny Arabaha dia ny ranomasin-tSira any atsinanana, amin' ny làlana mankany Betisimota; ary amin' ny ilany atsimo dia hatrany am-pototry ny kisolasolan' i Fasgà. la Araba jusqu'à la mer de Kinnerot à l' orient, et jusqu'à la mer de la Araba, ou mer Salée, à l' orient, en direction de Bet-ha-Yeshimot, et, au sud, la base des pentes arrosées du Pisga.