<-
->

Jos 13:1 Now Joshua was old and stricken in years; and the Lord said unto him, Thou art old and stricken in years, and there remaineth yet very much land to be possessed. Ary Josoa dia efa zoki-olona sady nandroso fahanterana, dia hoy Jehovah taminy: Efa zoki-olona ianao ka mandroso fahanterana, ary be dia be ny tany sisa tsy mbola azo. Efa antitra sy efa nandroso fahanterana Josoe: ka hoy Iaveh taminy: Hianao ity efa antitra, efa mandroso fahanterana nefa tany lehibe dia lehibe no mbola sisa halaina. Or Josué était devenu vieux et avancé en âge. Yahvé lui dit : " Te voilà vieux, avancé en âge, et pourtant il reste à prendre possession d' un très grand pays.