<-
->

Jos 13:21 And all the cities of the plain, and all the kingdom of Sihon king of the Amorites, which reigned in Heshbon, whom Moses smote with the princes of Midian, Evi, and Rekem, and Zur, and Hur, and Reba, which were dukes of Sihon, dwelling in the country. ary ny tanàna rehetra any amin' ny tany lemaka sy ny fanjakana rehetra an' i Sihona, mpanjakan' ny Amorita, izay nanjaka tany Hesbona fa resin' i Mosesy izy sy ireo andrianan' ny Midianita, dia Evy sy Rekema sy Zora sy Hora ary Reba, andriana izay nanoa an' i Sihona ka nitoetra teo amin' ny tany. ny tanàna rehetra amin' ny tany lemaka sy ny fanjakana rehetra an' i Sehona mpanjakan' ny Amoreana, izay nanjaka tao Hesebona, fa resin' i Moizy izy sy ireo andrianan' i Madiana, dia Evì, Rekema, Sora, Hora, ary Rebe, mpandoa hetra amin' i Sehona, monina amin' ny tany. toutes les villes du plateau et tout le royaume de Sihôn, roi des Amorites, qui régna à Heshbôn; il avait été battu par Moïse ainsi que les princes de Madiân, Évi, Réqem, Çur, Hur, Réba, vassaux de Sihôn qui habitaient le pays.