<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 15:13 | And unto |
Ary Kaleba, zanak' i Jefone, dia nomeny anjara teo amin' ny taranak' i Joda, araka ny didin' i Jehovah tamin' i Josoa, dia ny tanànan' i Arba, rain' i Anàka (Hebrona izany). | Araka ny didin' ny Tompo tamin' i Josoe, nomena anjara teo afovoan' ny taranak' i Jodà Kalefa zanak' i Jefone, dia ny tanànan' i Arbe, rain' Enaka, dia Hebrona izany. | A |