<-
->

Jos 15:4 From thence it passed toward Azmon, and went out unto the river of Egypt; and the goings out of that coast were at the sea: this shall be your south coast. dia nandroso hatrany Azmona ka nahazo ny lohasahan-driak' i Egypta, ary dia nihatra tamin' ny ranomasina; izany no ho fari-taninareo atsimo. avy eo dia nahazo an' i Asmona, nitohy hatramin' ny ranon-driakan' i Ejipta, dia nihatra hatrany amin' ny ranomasina ny faritry ny taniny. Izany no ho faritry ny taninareo any atsimo. puis la frontière passait par Açmôn et débouchait au Torrent d'Égypte pour aboutir à la mer. Telle sera votre frontière méridionale.