<-
->

Jos 16:5 And the border of the children of Ephraim according to their families was thus: even the border of their inheritance on the east side was Atarothaddar, unto Bethhoron the upper; Ary ny amin' ny fari-tanin' ny taranak' i Efraima araka ny fokony, ny fari-taniny atsinanana amin' ny lovany dia hatrany Atarot-adara ka hatrany Beti-horona ambony. Izao no faritry ny tanin' ny taranak' i Efraïma araka ny fianakaviany: ny faritry ny lovany dia izao: amin' ny atsinanana, Ataret-Adara hatrany Betorona ambony. Quant au territoire des fils d'Éphraïm selon leurs clans, la frontière de leur héritage était Atrot-Arak jusqu'à Bet-Horôn-le-Haut,