<-
->

Jos 18:8 And the men arose, and went away: and Joshua charged them that went to describe the land, saying, Go and walk through the land, and describe it, and come again to me, that I may here cast lots for you before the Lord in Shiloh. Dia niainga ireo lehilahy ireo ka nandeha; ary Josoa nandidy izay nandeha hanoratra ny tany ka nanao hoe: Mandehana nitety ny tany, ka soraty izy, dia miverena atý amiko, ka eto Silo no hanaovako filokana ho anareo eo anatrehan' i Jehovah. Dia niainga ireo lehilahy ireo, ka lasa nandeha, ary nomen' i Josoe didy izy ireo raha nandeha mba handaharany ny toetry ny tany ka nataony hoe: Mandehana hianareo tetezo ny tany, ka alaharo ny toetrany dia miverena aty amiko, amin' izay aho hanao filokana ho anareo eto Silao eto anatrehan' ny Tompo? Ces hommes se levèrent et s' en allèrent. A ceux qui allaient faire la description du pays, Josué donna cet ordre : " Allez, parcourez le pays et décrivez-le, puis venez me retrouver et je jetterai pour vous le sort ici, devant Yahvé, à Silo. "