<-
->

Jos 19:50 According to the word of the Lord they gave him the city which he asked, even Timnathserah in mount Ephraim: and he built the city, and dwelt therein. Araka ny tenin' i Jehovah dia nomeny azy ny tanàna izay nangatahiny, dia Timnata-sera any amin' ny tany havoan' i Efraima: dia nanamboatra ny tanàna izy ka nitoetra tao. Noho ny didin' ny Tompo dia nomen' izy ireo azy ny tanàna nangatahiny dia Tamnat-Sare amin' ny tendrombohitr' i Efraima. Naoriny indray ny tanàna, dia nonina tao izy. sur l' ordre de Yahvé, ils lui donnèrent la ville qu' il avait demandée, Timmat-Sérah, dans la montagne d'Éphraïm; il rebâtit la ville et s' y établit.