<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 22:7 | Now to the one half of the tribe of |
Ary ny antsasaky ny firenen' i Manase efa nomen' i Mosesy lova tany Basana; fa ny antsasany kosa efa nomen' i Josoa teo amin' ny rahalahiny etý an-dafy andrefan' i Jordana. Ary raha nampodin' i Josoa ho any amin' ny lainy koa ireo, dia notsofiny rano izy | Moizy no nanoma faritany, any amin' i Basàna, ho an' ny antsasaky ny fokon' i Manase, ary Josoe kosa no nanome faritany ny antsasany sisa amin' ny rahalahiny aty an-dafin' i Jordany aty andrefana. Nony nampody azy ireo ho any an-dainy Josoe dia nitso-drano azy, |