<-
->

Jos 4:10 For the priests which bare the ark stood in the midst of Jordan, until everything was finished that the Lord commanded Joshua to speak unto the people, according to all that Moses commanded Joshua: and the people hasted and passed over. Fa ny mpisorona izay nitondra ny fiara nijanona teo afovoan' i Jordana mandra-pahavitan' ny zavatra rehetra izay nandidian' i Jehovah an' i Josoa holazaina amin' ny olona, araka izay rehetra nandidian' i Mosesy an' i Josoa; dia nita faingana ny olona. Nijanona teo afovoan' i Jordany ny mpisorona nitondra ny fiara, mandra-pahatanteraky ny zavatra nasain' ny Tompo nolazain' i Josoe tamin' ny vahoaka, araka izay rehetra nandidian' i Moizy an' i Josoe; dia nita faingana ny olona. Les prêtres porteurs de l' arche d' alliance se tenaient debout au milieu du Jourdain jusqu'à l' accomplissement de tout ce que Yahvé avait ordonné à Josué de dire au peuple selon tout ce que Moïse avait ordonné à Josué ; et le peuple se hâta de traverser.