<-
->

Jos 4:14 On that day the Lord magnified Joshua in the sight of all Israel; and they feared him, as they feared Moses, all the days of his life. Tamin' izany andro izany no nanandratan' i Jehovah an' i Josoa teo imason' ny Isiraely rehetra; ka dia natahotra azy ny olona, tahaka ny efa natahorany an' i Mosesy, tamin' ny andro rehetra niainany. Nasandratry ny Tompo teo imason' Israely rehetra Josoe, tamin' izany andro izany, ka toy ny natahoran' izy ireo an' i Moizy no natahorany azy koa, tamin' ny andro rehetra niainany. En ce jour-là, Yahvé grandit Josué aux yeux de tout Israël qui le craignit comme il avait craint Moïse sa vie durant.