<-
->

Jos 4:9 And Joshua set up twelve stones in the midst of Jordan, in the place where the feet of the priests which bare the ark of the covenant stood: and they are there unto this day. Ary vato roa ambin' ny folo no natsangan' i Josoa teo Jordana, teo amin' ilay nijoroan' ny tongotry ny mpisorona izay nitondra ny fiaran' ny fanekena; ary mbola ao ihany ireny mandraka androany. Nanangana vato roa ambin' ny folo Josoe, teo afovoan' i Jordany, teo amin' ilay toerana nijanonan' ny tongotry ny mpisorona nitondra ny fiaran' ny fanekena; ka nipetraka tao mandrak' androany izany. Puis Josué érigea douze pierres au milieu du Jourdain, à l' endroit où s'étaient posés les pieds des prêtres porteurs de l' arche d' alliance, et elles y sont encore aujourd' hui.