<-
->

Jos 5:12 And the manna ceased on the morrow after they had eaten of the old corn of the land; neither had the children of Israel manna any more; but they did eat of the fruit of the land of Canaan that year. Ary nitsahatra ny mana tamin' iny andro ampitso iny, dia tamin' ny nihinanany ny vokatry ny tany, ka tsy nisy mana ho an' ny Zanak' Isiraely intsony; fa nihinana ny vokatry ny tany Kanana izy tamin' izany taona izany. Ary ny ampitson' ny Paka, rahefa nihinana tamin' ny vokatry ny tany izy, dia nitsahatra ny mana; ary tsy nahazo mana intsony ny zanak' Israely, ka dia ny vokatry ny tany Kanaana no nohaniny tamin' izany taona izany. Il n' y eut plus de manne le lendemain, où ils mangeaient du produit du pays. Les Israélites n' ayant plus de manne se nourrirent dès cette année des produits de la terre de Canaan.