<-
->

Jos 6:10 And Joshua had commanded the people, saying, Ye shall not shout, nor make any noise with your voice, neither shall any word proceed out of your mouth, until the day I bid you shout; then shall ye shout. Ary ny vahoaka efa noraran' i Josoa hoe: Aza manakora na mamoaka feo na miloa-bava akory aza mandra-pahatongan' ny andro hanaovako aminareo hoe: Manakorà! dia vao amin' izay ianareo no hanakora. Izao no didy efa nomen' i Josoe ny vahoaka: Aza manakora na miloa-peo, ary aza miloaka teny indraim-bava akory ny vavanareo, mandra-pahatongan' ny andro hilazako aminareo hoe: Manakorà. Fa amin' izay vao hanakora hianareo. Au peuple, Josué avait donné l' ordre suivant : " Ne criez pas et ne faites pas entendre votre voix qu' il ne sorte pas un mot de votre bouche , jusqu' au jour où je vous dirai : "Poussez le cri de guerre! " Alors vous pousserez le cri de guerre. "