<-
->

Jos 6:16 And it came to pass at the seventh time, when the priests blew with the trumpets, Joshua said unto the people, Shout; for the Lord hath given you the city. Ary tamin' ny nandehanany fanimpitony, raha nitsoka ny anjomara ny mpisorona, dia hoy Josoa tamin' ny vahoaka: Manakorà! fa efa nomen' i Jehovah anareo ny tanàna. Nony tamin' ny fanimpitony raha nitsoka ny trompetra ny mpisorona, dia hoy Josoe tamin' ny vahoaka: Manakorà, fa efa natolotry ny Tompo anareo ny tanàna. La septième fois, les prêtres sonnèrent de la trompe et Josué dit au peuple : " Poussez le cri de guerre, car Yahvé vous a livré la ville! "