<-
->

Jos 6:8 And it came to pass, when Joshua had spoken unto the people, that the seven priests bearing the seven trumpets of rams' horns passed on before the Lord, and blew with the trumpets: and the ark of the covenant of the Lord followed them. Ary rehefa niteny tamin' ny vahoaka Josoa, dia nandeha ireo mpisorona fito nitondra ny anjomara fito mafy faneno teo alohan' i Jehovah ka nitsoka ny anjomara; ary ny fiaran' ny faneken' i Jehovah nanaraka azy. Nony efa niteny tamin' ny vahoaka Josoe, dia nandeha ireo mpisorona fito, nitondra ny trompetra fito mafy faneno, teo alohan' ny Tompo sy nitsoka trompetra, ary ny fiaran' ny faneken' ny Tompo dia nandroso teo aoriany. Il fut fait comme Josué l' avait dit au peuple. Sept prêtres portant les sept trompes en corne de bélier devant Yahvé passèrent et sonnèrent de la trompe; l' arche de l' alliance de Yahvé venait après eux,