<-
->

Jos 7:26 And they raised over him a great heap of stones unto this day. So the Lord turned from the fierceness of his anger. Wherefore the name of that place was called, The valley of Achor, unto this day. Dia nanao antontam-bato lehibe hanarona azy mandraka androany izy. Ary Jehovah dia nionona tamin' ny fahatezerany mirehitra. Izany no nanaovana ny anaran' izany tany mandraka androany hoe Lohasaha Akora. ary nanangana antontam-bato lehibe teo ambonin' i Akàna ny olona, ka mbola maharitra ao mandraka androany izany. Dia nitony Iaveh tamin' ny firehetan' ny fahatezerany. Noho izany zava-nitranga izany no iantsoana io toerana io mandraka androany hoe Lohasahan' i Akora. Ils élevèrent sur lui un grand monceau de pierres qui existe encore aujourd' hui. Yahvé revint alors de son ardente colère. C' est pour cela qu' on a donné à ce lieu le nom de vallée d' Akor, jusqu' aujourd' hui.