<-
->

Jos 7:7 And Joshua said, Alas, O Lord God, wherefore hast thou at all brought this people over Jordan, to deliver us into the hand of the Amorites, to destroy us? would to God we had been content, and dwelt on the other side Jordan! Ary hoy Josoa: Indrisy, Jehovah Tompo ô! nahoana no nampita ity firenena ity foana teo Jordana Hianao, hanoloranao anay eo an-tànan' ny Amorita handringanana anay? Inay anie izahay mba nety nitoetra tany an-dafin' i Jordana ihany! Ary hoy Josoe: Andray, ry Iaveh Tompo ô, nahoana re no dia nampitainao an' i Jordany ity vahoaka ity, hanoloranao anay eo an-tànan' ny Amoreana, mba handringana anay? Inay anie izahay mba nahay nipetraka tany an-dafin' i Jordany ihany. Josué dit : " Hélas, Seigneur Yahvé, pourquoi as-tu tenu à faire passer le Jourdain à ce peuple si c' est pour nous livrer à la main de l' Amorite et nous faire périr ? Ah! si nous avions pu nous établir au-delà du Jourdain!