<-
->

Jos 8:13 And when they had set the people, even all the host that was on the north of the city, and their liers in wait on the west of the city, Joshua went that night into the midst of the valley. Ary rehefa voalahatry ny vahoaka ny toby rehetra izay teo avaratry ny tanàna sy ny otrika teo andrefan' ny tanàna, dia nandeha nankeo amin' ny lohasaha Josoa tamin' izany alina izany. Nony voalahatry ny vahoaka ny toby rehetra teo avara-tanàna, sy ny otrika teo andrefan-tanàna dia nandroso eo am-pamatonan-dohasaha iny alina iny ihany Josoe. Le peuple dressa l' ensemble du camp qui était au nord de la ville, et son embuscade à l' ouest de la ville. Josué alla cette nuit-là au milieu de la plaine.