<-
->

Jos 8:16 And all the people that were in Ai were called together to pursue after them: and they pursued after Joshua, and were drawn away from the city. Dia nifampiantso hanenjika azy ny vahoaka rehetra izay tao an-tanàna; ary nanenjika an' i Josoa izy, ka dia voatarika ho tafavoaka ny tanàna. Tamin' izay ny vahoaka rehetra tao an-tanàna, nifamory hanenjika azy ireo. Dia nanenjika an' i Josoe izy ireo, ka dia voatarika lavitra ny tanàna. Tout le peuple qui se trouvait dans la ville se mit à leur poursuite à grands cris. En poursuivant Josué, ils s'écartèrent de la ville.