<-
->

Jos 8:18 And the Lord said unto Joshua, Stretch out the spear that is in thy hand toward Ai; for I will give it into thine hand. And Joshua stretched out the spear that he had in his hand toward the city. Ary hoy Jehovah tamin' i Josoa: Atondroy an' i Ay ny lefona izay eny an-tananao; fa hatolotro eo an-tananao Ay. Dia natondron' i Josoa ny tanàna ny lefona izay teny an-tànany. Ary hoy Iaveh tamin' i Josoe: Atsory mankany Haia ny lefona eny an-tànanao, fa efa natolotro ho eo ambany fahefanao izy. Dia natondron' i Josoe ny tanàna ny lefona teny an-tànany. Yahvé dit alors à Josué : " Tends vers Aï le sabre que tu as en main, car c' est en ta main que je vais la livrer. " Alors Josué tendit vers la ville le sabre qu' il avait en main.