<-
->

Jos 8:21 And when Joshua and all Israel saw that the ambush had taken the city, and that the smoke of the city ascended, then they turned again, and slew the men of Ai. Fa rehefa hitan' i Josoa sy ny Isiraely rehetra fa efa azon' ny otrika ny tanàna, ka niakatra ny setroky ny tanàna, dia nifotitra izy ka namely ny mponina tao Ay. Ary nony hitan' i Josoe sy Israely rehetra ity tanàna efa azon' ny otrika, sy ny setroka nisavoana, dia nifototra izy ka namely ny mponina tao Haia; Voyant que ceux de l' embuscade avaient pris la ville et que la fumée montait de la ville, Josué et tout Israël firent volte-face et attaquèrent les gens de Aï.